Rihana

Actualités

Contribuer

Famerenam-bolan'ny rihana

Hanao fitadiavam-bola hamerenana ny vola nindramina tamin'ny rihana

Nanao fivoriana ny Komity ny faha-10 taona mba handinihana ireo fomba hamerenana ireo vola nampindramina.

Tapaka ary fa hanao sakafo enti-mody izy ireo ny 18 Mai 2008 ka Ar. 10 000 no vidin'ny iray.

Hatao ao anaty lovia baoritra misarona izany ka azo entina mody.

Natao mirary tokoa nyvidiny mba hafahan'ny be sy ny maro mandray anjara. Ar 5 000 000 ny vola vinanina ho azo amin'io hetsika io.

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis

Commentaires Déposé le

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Rihana

Fananangànana rihana eto Ambavahadimitafo

Tsangambaton'ny faha-10 taona

Vaovao Rihana