Anehoana ny fisaorana an'Andriamanitra sy ny fiangonana ny fahatontosàna ny fampisehoana mivelatra natao atao amin'ny Akany Ralibera Daniel tamin'ny 29 sy 30 Aogositra 2009. Ankalazaina ihany koa ny Tompo fa tanteraka soamantsara ny Concert Gospel tamin'ny 4 Septambra 2009 tao amin'ny Carlton.
Ankasitrahana ny fanohanana nataonareo tamin'ny hetsika rehetra nankalazàna ny faha 30 taona nisian'ny fikambanana na am-bavaka na an-kevitra na ara-pitaovana na ara-bola.
Manantena izahay fa Andriamanitra Ray anie hameno fahasoavana sy fitahiana amin'ny fiainanareo tsirairay avy.
Publié le 09/09/2009
Recommander cet article à un ami | Voir toutes les news sur AMA[ Soyez le premier à commenter cet article ] |