Hankalazaina amin'ity taona ity ny faha 145 taonan'ny Fiangonana FJKM Ambavahadimitafo.
Toy izao ny fomba hanatanterahana izany:
- 4 may 2008: fotoam-pivavahana lehibe,
- 6 jolay 2008:fetim-Bokatra,
- Fanokanana ny Rihana izay ho tanterahana rehefa vita ny fanefana ny "vola nampindramina" izay hezahina hefaina alohan 'ny faran'ny taoona 2008
Publié le 27/04/2008 | lu 22 fois
Recommander cet article à un ami[ Soyez le premier à commenter cet article ] |
Articles les plus vus