Ilazana isika fa efa mivoaka ny Gazety "Akon'Ambavahadimitafo" laharana Oktobra 2009, mbola misy izy ireo ary mbola misy ihany koa ny famenony izay azontsika raisina ao an-tokontany andrefana.