Ilazana isika fa efa nivoaka ny gazety laharana Janoary 2010 ka azontsika vidina eny amin'ny tompon'andraikitra izany.
Publié le 27/01/2010
Recommander cet article à un ami | Voir toutes les news sur Gazety Akon'Ambavahadimitafo|
Déposé par ndr le 10/02/2010 à 11:42:43
Fahasalamana,
Efa ela tokoa no nisian'ny akon'Ambavahadimitafo, mahita ny tenanay fa afaka avozina ny esthétique io gazety io, marina tokoa fa manamora ny archivage ny fonony anefa tsy mamoaka ny maha gazety azy. Koa ra mila toro hevitra ianareo mikarakara izy io sy mba ho mora kokoa ny fanatontana io gazety io dia afaka manoratra aty ianareo andryrafalimanana@gmail.com.misaotra indrindra |
|
Déposé par ndr le 10/02/2010 à 11:42:27
Fahasalamana,
Efa ela tokoa no nisian'ny akon'Ambavahadimitafo, mahita ny tenanay fa afaka avozina ny esthétique io gazety io, marina tokoa fa manamora ny archivage ny fonony anefa tsy mamoaka ny maha gazety azy. Koa ra mila toro hevitra ianareo mikarakara izy io sy mba ho mora kokoa ny fanatontana io gazety io dia afaka manoratra aty ianareo andryrafaly@gmail.com.misaotra indrindra |