Isaorana anie Andriamanitra fa efa mihatsara ny fahasalaman’ny ray aman-dreny Mpitandrina Rakotoharintsifa Andrianjatovo. Isaorana isika tsirairay avy amin’ny vavaka izay ataontsika amin’izany ary entanina mba hanoy hatrany ny vavaka mba ahatongavany amin’ny fahasitrànana tanteraka, dia misaotra antsika izy mianakavy kely amin’izany fitrotroana am-bavaka izany.
Publié le 23/09/2009
Recommander cet article à un ami[ Soyez le premier à commenter cet article ] |
Articles les plus vus