Ny STA sy ny STK ary ny Volana sy Kintana dia manao izao filazana izao fa manomboka ny alahady 18 Oktobra 2009 isaky ny amin’ny 2:30 tolakandro ny fianarana ny Fety krismasy.
Koa manentana ny Ray aman-dreny mba handefa ny ankizy ho amin’izany.
Ilazana koa ireo olona mikasa hampanao hira manokana ny zanany, fa hatramin’ny Alahady 15 Novambra 2009 no farany andraisana ny anaran’ny zanany, mba ahafahana mikarakara, mandrindra ny fandaharana.
Publié le 21/10/2009
Recommander cet article à un ami | Voir toutes les news sur Volana sy Kintana[ Soyez le premier à commenter cet article ] |