Ny Assemblée Générale ho an’ny AMA (Antoko Mpihira Ambavahadimitafo) dia hotanterahina ny Alahady 21 Febroary 2010 ao amin’ny Akany Ralibera Daniel.
Asaina am-pitiavana ihany koa izay maniry hiditra ao amin'ny sampana ho tonga amin'io fotoana io.
Samy mitondra tsakitsaky sy zava-pisotro ny mpikambana amin’izany.
Publié le 19/02/2010
Recommander cet article à un ami | Voir toutes les news sur AMA[ Soyez le premier à commenter cet article ] |