AFFA

Actualités

Ankizy sy zatovo mamiratra amin'ny lafiny rehetra

Korana natokana ho fitoriana ny filazantsara ho an'ny ankizy

Nanatanteraka fiaraha-mikorana tao amin'ny Akany Ralibera Daniel ny AFFA (Asa Fitoriana ny Filazantsara ho an'ny Ankizy sy ny Zatovo) tamin'ny 25 jona 2006.


"Ankizy sy zatovo mamiratra amin'ny lafiny rehetra" no lohateny nitondrana io korana io.

Tonga nitondra ny tenin'Andriamanitra ao amin'ny Lioka 2:52 ny mpitandrina Rasolonjatovo.

Nisy ny fizarana arenindrina ho an'ny ankizy, fizarana cache-nez ho an'ny 14 taona no miakatra; tao koa ny porte-clé, collier...

Nisy ny fifaninanana sy lalao ho an'ny 13 taona no miakatra. Ary nony avy eo dia niara-nihinana lasopy legioma mafana sy mofo natao gouter.

Publié le 13/05/2007 

Recommander cet article à un ami   |   Voir toutes les news sur AFFA

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis