Forum

Forum  »  www.fjkm-ambavahadimitafo.info  »  Ahoana ny hevitrao mikasika ity tranonkalan'ny FJKM Ambavahadimitafo ity?

Déposé le 11/02/2010 à 09:00:46 par Meco

Mahafinaritran ny fisian'ny tranokalan'ny Fiangonana toy izao fa mety hotsara koukou raha mba ahitana ny fivoaran'ny fiainan'ny fiangonana. Ohatra: Nilaza isika teto fa misy fivorian'ny mpandray t@ 31/01/10; de mety ho tsar kokoa raha mba avoaka eto koa ny fehinkevitra noraisina sy ny fizotran'ny fivoriana.

Déposé le 06/10/2009 à 11:23:04 par arivony

Mafinaritra ny zavatra toy izao mba afahan'ny kristianina mifandray hatrany,ra mety dia mba atao à jour ty site ty mba afahan'ny tsirairay maharaka vaovao ao anatin'ny volana iray.Mahereza daholo

Déposé le 10/06/2009 à 08:10:04 par ndrema

Efa ela aho no nijery ny site fa izao indray vao nahita zao zava-baovao eto zao ka mirary soa sy fahombiazana ho an'ny mpifanerasera rehetra.

Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis