Ny FKTZo, dia hanatanteraka famelabelaran-kevitra ny ALAHADY 22 JOLAY 2007 ao amin'ny Akany RALIBERA Daniel Ambavahadimitafo. Ny Mpitandrina, RAKOTOHARINTSIFA Andrianjatovo, no hamelabelatra ny loha-hevitra hoe : "Ahoana no hiatrehan'ny fianakaviana krstiana ny fahasarotam-piainana misy amin'izao fotoana izao ?".
Hisy ny fifanakalozana mandritry izany fihaonana izany; nefa raha misy ny manitikitika sahady dieny izao, dia azo atao ny mifandray mivantana amin'ny mpitandrina amin'ny
E-mail : tovo_tsifa@refer.mg.
Telephone 22.650.09 - 0320245326 - 0330245326
Publié le 29/07/2007
Recommander cet article à un ami | Voir toutes les news sur FKTZo[ Soyez le premier à commenter cet article ] |