AMA

Actualités

AMA : Fampisehoana mivelatra ny 30 aout 2009

Fampisehoana mivelatra ataon'ny AMA (Chorale) ny 30 Aogositra ka hatramin'ny 06 Septambra 2009 noho ny faha 30 taona
AMA : Fampisehoana mivelatra ny 30 aout 2009

Ao anatin'ny fankalazàna ny faha 30 taona izao ny sampana AMA (Antoko Mpihira Ambavahadimitafo) ka hisy fampisehoana mivelatra amin' ny farany volana aogositra 2009.


Irina amin'izany ny fiaraha-miasa amin'ny vahoakan'Andriamanitra amin'ny fanangonana izay mety ho antontan-taratasy na sary na horonan-tsary mahakasika ny antoko mpihira; raisinay an-tanan-droa izany.

Publié le 05/08/2009 

Recommander cet article à un ami   |   Voir toutes les news sur AMA

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis