Vaovao

Vatsim-panahy

Filazana

Tetik'asa

AFFA :fitsangatsanganana eny amin'ny Kolejy Teolojika Ivato (27/06/2009)

Fifaliana ho anay mpiandraikitra ao amin'ny AFFA (Asa Fitoriana Filazantsara ho an'ny Ankizy sy ny Zatovo) ny manasa ny zanakareo amin'ny fitsangatsanganana ny Asabotsy 27 jona 2009 eny amin'ny Kolejy Teolojika Ivato.

Départ / arrivée : parking Andohalo

Zavatra entina : vary masaka, kopy, lovia, sotr, rano fisotro, akanjo mafana

Frais : Ar 500, aloa alohan'ny Asabotsy 20 Jona any amin'ny mpampianany avy

Tsy maintsy misoratra anarana izay rehetra handeha ary tsenaina sy aterina ihany koa.

Mametraka ny mandra-pihaona amin'ny anaran'ny Tompo

 

Isika samy isika
antso sy filazana


nodimandry