SAMPATI

Actualités

« Tsiahin'ny faha-100 taonan'ny Skotisma eran-tany »

FSM-Masoandro miposaka: Ny Firaisan'ny Skotisma eto Madagasikara izay mampitambatra ny Tily, Antily, Kiady, Fanilo, Mpanazava, Tily tranainy ary sakaiza (Fiobe, Filoha, Birao) sy ny sampana rehetra (Mavo, Maitso, Mena, Manga, Menafify) dia miantso ny rehetra nandalo sy mbola ao amin'io sampana io hankalaza ny "Tsiahin'ny faha-100 taonan'ny Skotisma eran-tany" ny talata 31 jolay 2007 sy ny 01 Aogositra 2007.

Ho fanokafana dia hisy ny "Fijoroana vavolombelon'ny fitaizana sy antsan-kira" ao amin'ny Kolejy Rasalama ny 15 Jolay 2007

Publié le 05/08/2007 

Recommander cet article à un ami   |   Voir toutes les news sur SAMPATI

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis